|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafihina |
| Fototeny | 2 tafika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin' ny alemaina i Frantsa tamin' ny 1945 / Notafihin' ny fahavalo ny tanànanay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be attacked, to be invaded
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on attaque, qu'on envahit
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 fahatiny, 13 fitahina, tafihina, 14 tifahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|