|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafintohina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Voapoka na voadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina izy no nampianjera azy
4 Tezitra na sorena amin' ny fahitana ny ratsy ataon' ny hafa, amin' ny fiteny na toetra tsy mendrika asehon' ny hafa: Tafintohina aho nahita ilay Rangahy namono vady teo ampovoan' ny arabe. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 tripped, stumbling; offended
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qui trébuche en heurtant le pied contre quelque chose; scandalisé, qui se sent offensé
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|