|
|
|
|

Teny iditra1  tafitafy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 (Varavarana) Mivoha sasaka, sady tsy mikatona tsara no tsy midanadana tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 ajar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 à demi ouvert; à l'abri du vent [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  19 fatifaty, tafitafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19