|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafolo |
| Fototeny | 2 folo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny isa mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombo aminy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 décimal
[1.13] |
| Ohatra |
6 Ny rafitra miompana amin' ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana Nipoitra taty Afrika tamin' ny tafolo taona 90, tamin' ny vanim-potoan' ny hetsika firosoana mankany amin' ny demokrasia
[4.27#]
|
| Voambolana | 7 Matematika: rafitrisa |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|