|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafondro manodidina |
| Singan-teny | 2 tafondro, 3 manodidina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 poa-tafondro indroa ambin' ny folo izay natao taloha rehefa misy firavoravoan-dehibe na fandraisam-bahiny manankaja ambony
[1.1] |
| Ohatra |
6 ary nipoaka intelo ny tafondro manodidina
[2.48]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|