|
|
|
|

Entry1  tahalaka
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala)
5  [1.13] fefiloha madinika na valamparihy
Explanations in French  6  [1.13] diguette, digue
Synonyms  7  valamparihy

Anagrams  8  halakata, tahalaka

Updated on 2025/08/10