|
|
|
|

Teny iditra1  tahamaina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Jereo tehamaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a slap in the face [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 claque au visage sans raison [1.8]
Ohatra  6  Ary Rainijohary XVI Voninahitra dia nasian-dRainivoninahitriniony totohondry sy tahamaina. [2.48]
Tsipelina hafa  7 tehamaina
Kamban-teny rehetra  8 mamely tahamaina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 amitahana, 11 mahataina, tahamaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09