|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tahiny
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao
4 aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny [1.8]
Ohatra  7  Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470]
Mpanahaka  8  rahasendra, 9  rahatoa
Kamban-teny rehetra  10 raha tahiny

Teny iditra (2/2)11  tahiny
Fototeny  12 tahy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana tahina sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  14 tahina + ny [3.1]

Fivaditsoratra  15 hitany, ... hita ny ..., hitañy, tahiny, 16 tihina, 17 tinahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27