|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 floor tiles; cf. kapila [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 carreaux pour parquets; cf. kapila [1.8]
Ohatra  6  nanao biriky, taila, fandri-baratra. [2.113]
7  Ny taila mangatsiaka sy mafy no zary akalana itombenany sy kidoro handriany. [2.470]
8  taila tanimanga fanao tafon-trano no amboarina ho boribory, dorana anaty fatana iny, tondrahana rano hitsotsotsotso, fonosina vori-daba, dia apetapataka amin' ilay faritra mivonto [2.472]
Voambolana  9  Toe-karena: fanorenana

Teny iditra (2/2)10  taila
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (probablement comme tahila (Tandroy)). Grandidier, fichier manuscrit, note : « arbre à bois très durable employé pour faire des avirons et pagaies ». [Sakalava] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  14 ataly, 15 Atlay, taila, 16 talia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12