|
|
|
|

Teny iditra1  tairina
Fototeny  2 taitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina
5 Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko
6 Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be startled, to be shocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on surprend, qu'on choque, éveille [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 itarina, 15 riatina, tairina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17