|
|
|
|

Teny iditra1  Taisaka
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [antaiSAka] [1.1]
3 Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo [Antaisaka]
Fanazavàna teny frantsay  [anTEsaka] [1.5]
4 population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières
5 Mananivo
6 et
7 Iavibola
8 (ville principale: Vangaindrano) [Antesaka]
Ohatra  9  Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka. [2.508]
10  From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar. [2.382#131]
Voambolana  11  Tantara: firenena
Tsipelina hafa  12 antaisaka, antaisaka, antesaka, antesaka, tesaka, tesaka
Tsanganana sy sary iray takila  13  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  14 atsiaka, Taisaka, 15 tasiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17