|
|
|
|

Teny iditra 1  takamoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tamaboha boribory nofoanan-drivotra ao anatiny ary Inlay tsiratsiraka andalovan-drianaratra ka zary mena mivaivay miteraka hazavana; ampola [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ampoule, lampe électrique [1.13]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  6 makoata, takamoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04