| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 takariva | 
| Fototeny | 2hariva | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Homana takariva izahay ~ Takariva miavaka. [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 about dusk. [1.2] 6 twilight, the late afternoon a late afternoon party [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 À l' approche de la nuit : de quatre à huit heures du soir [2.415#6608] 8 crépuscule du soir réunion ou réception tenue tard dans l'après-midi [1.8]  | 
| Ohatra | 
9 Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra;
[2.324] 
 10 Miverina indray ny hafalian' izy mianakavy, raha vao migadona ao an-trano amin' iny takariva iny izy telo mianaka lehilahy. [2.470]  | 
| Voambolana | 11 Fotoana | 
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 14 Takariva | 
| Sokajin-teny | 15 anarana (gazety) | 
| Voambolana | 16 Mpanonta printy, gazety | 
| Fivaditsoratra | 17 Takariva, takariva | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |