|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  takiboka
Fototeny  2 kiboka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Feno (rano na rivotra hidiana tsy afa-mivoaka), enti-milaza vay feno nana, efitrano hipoka olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 plein, bondé, gonflé, comme des abcès, des furoncles pleins de pus, comme une salle remplie de monde [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)20  takiboka
Fototeny  21 kiboka
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23 Vitsy teny, jomòka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 qui est taciturne, enfermé [1.3]

Fivaditsoratra  25 kabokaty, takiboka, 26 takobika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19