|
|
|
|

Teny iditra1  takodirana
Fototeny  2 takoditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Andrahoina aman-kodiny: Takodiro ireo ovy ireo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Voambolana  9  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  10 an-kodiatra, takodirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12