|
|
|
|

Entry1  takontakona
Part of speech  2  adjective
Root  3  takona
Derivatives 
4  Passive verbs :
Explanations in French  5  [1.20#29] un peu caché
Examples  6  [2.445#] Ilay rano takontakona fahiny dia niseho.
7  [2.357#] Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy.
8  [2.471#] Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona?

Anagrams  9  katonkatona, kotankotana, takontakona, tokantokana

Updated on 2025/07/29