| Entry (1/2) | 1 talaky | 
| Part of speech | 2 interjection [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 3   Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha [1.1] | 
| Entry (2/2) | 4 talaky | 
| Part of speech | 5 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 6   mamiratra, mazava [Bara]
 [1.78] 7 Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo [1.1] | 
| Explanations in English | 8   visible, obvious [1.7] | 
| Explanations in French | 9   visible de loin, évident [1.8] | 
| All compound words | 10 talaky maso | 
| Anagrams | 11 kalita, 12 takila, 13 talaky | 
| Updated on 2025/10/08 |   |