|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 talanjona |
| Fototeny | 2 lanjona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 amazed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 stupéfait
[1.8] |
| Ohatra |
7 Sady talanjona Raleva no hontsa!
[1.281]
8 Moa tsy talanjona ianareo vahiny. [2.445] 9 Gaga ny trondro, talanjona ny voay [2.576] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|