|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 talantalana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toeran' entana avoavo
4 Hazo narafitra handadian' ny voaloboka na voninkazo 5 Tsivalan-kazo misy ny boky amin' ny fitoeram-boky [1.1] 6 fitoeran'ny entana misy ambaratonga [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a platform or shelf of sticks, board or stone
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 étagères, rayons d’une bibliothèque, tonnelle, supports pour faire grimper les plantes
[1.3#656] 9 étagère ou établi en bois, pierre [1.8] 10 étagère, rayons [1.13] |
| Ohatra |
11 Ataingina eo ambony talantalana io vata io.
[2.117#]
12 Rehefa vory maro ny olona dia «vangaina», izany hoe anamboarana talantalana eo alatrano, dia atao eo ny faty. [2.436#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29 talantalana azon-drivotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|