|
|
|
|

Teny iditra1  talenta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahaizana na fahakingana voa-Janahary: Manana talenta amin' ny mozika izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 talent [1.13]
Kamban-teny rehetra  5 mandevin-talenta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17