Entry | 1 tambanana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tambàna |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Asiana zavatra hisakanana tambana: Matetika taloha ny zavatra nokinasa notambanana valala manatody, fa "raha indrindra ho lavo ihany, aleoko mba ho lavo amin' akondro", hoy ny Ntaolo |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word tambanana |
Anagrams | 10 nambatana, tambanana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |