|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tambiazina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ranom-by menamena misodika eny ambony ranomihandrona, na levona anaty tanimbary na miraikitra koa amin' ny vato milevina anaty vato, ka malaza ho ratsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 pellicules ferrugineuses, qui flottent sur les eaux dormantes ou qui sont attachées aux roches couvertes d'eau
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 5 ranon-tambiazina |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|