|
|
|
|

Teny iditra1  tambinoana
Singan-teny  2 tamby, 3 noana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana karazan' ahitra an-drano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de tamby : paiement d'un service ; et noana : affamé, qui a faim). D'après Malzac, c'est une « plante aquatique ».
7 En réalité du bord des eaux. Polygonum sp. (Polygonaceae).
8 Le nom malgache indique qu'elle devait être consommée en période de disette.
9 Voir aussi tambonoana. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  10  Tsy ny tambitsy no tsy misy, ary ny tambinoana no tsy mitovy teny, ary tsy ny tanàna no kely faritra; [2.69#219]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 ambin-taona, 14 amboantany, Amboantany, 15 anatambino, tambinoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21