|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tamboho |
| Fototeny | 2 voho |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fefy tany atao manodidina ny fonenana
[1.1] 5 manda [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an earthen wall or rampart, a breastwork
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 rempart en terre, muraille en pisé de terre
[1.8] 8 muraille [1.13] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: fanorenana |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/3) | 11 tamboho |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 tanimbary maina
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 14 tamboho |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 (dans son sens général : ce qui est par derrière, caché, inaccessible aux yeux). D'après Grandidier, ce serait le nom d'une plante dont les cendres sont utilisées pour leur richesse en potasse.
[Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|