|
|
|
|

Teny iditra1  tampeno
Fototeny  2 tampina
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tampenana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany [1.1]
5  tampeno kely ity pataloako ity fa loaka [1.1]
6  tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rano [1.1]
7  tampeno io varavaran-kely io (Bouchez cette fenêtre) [1.3]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02