|
|
|
|

Teny iditra1  tanàna aolo
Singan-teny  2 tana, 3 aolo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 the ruins of a village or town [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ville ou village abandonné [1.3]
7 ruines d'un village [1.8]
[tanàna haolo] 8 village en ruine, abandonné [1.5]
Ohatra  9  Ny tanàna aolo koa no isan' izay mahafinaritra azy [1.353]
10  Ary raha ota fady ny tany, dia izao kosa no fanaia fady ataon' ny olona sasany : Alaina ny omby fòtsy loha sy ny toaka roa tavoahangy ka entin' izy tompon-tany any an-tendrombohitra, na any amin' izay tanàna aolo [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02