|
|
|
|

Teny iditra1  tandavana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filaharana manaraka ny lavany, toy ny an' ny hazo maniry eny amin' ny sisin-dalana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  6 tandavan-tendrombohitra

Fivaditsoratra  7 Tanandava, tanan-dava, tandavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27