|
|
|
|

Teny iditra1  tandomerina
Fototeny  2 tandomitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Voan' ny aretina antsoina hoe tandomitra, nefa koa matetika ilazan' ny olona ilay aretina mihitsy io teny io: Voan' ny tandomerina ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 affecté d'une éruption cutanée provenant du froid [1.3]
Voambolana  6  Fahasalamana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17