|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tangala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tehina [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 bâton [1.6]
Ohatra  5  Rehefa izany dia mifanatona sy mifampidinika ny Fokonolona dia ny Lohandry na Andriambaventy solon-tenan' ny fokom-pianakaviana, ny mpitana ny tangala ary ny Fivorian' ny Mpanjaka. [2.508#]
Kamban-teny rehetra  6 tangalamena

Teny iditra (2/2)7  tangala
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 pince des crabes, des camarons, des écrevisses [Tanala] [1.6]
Voambolana  10  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09