Entry | 1 tanibe |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 tany, be |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Misy dimy ny tanibe: i Afrika, i Amerika, i Azia, i Eoropa ary i Oseania |
Vocabulary |
5 Geography: (in general) |
Synonyms | 6 kontinanta |
Anagrams | 7 betain, bineta, ibetan, nibeta, tanibe, tibeƱa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |