Entry | 1 tanimanga |
Elementary words | 2 tany, 3 manga |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 karazan-tany azo pondipondena tsara rehefa lena, tsy tantera-drano koa, ka tsara hanaovana biriky na taila [1.1] |
Explanations in English |
6 clay [1.7] |
Explanations in French |
7 Argile, terre glaise : tuiles, briques cuites [1.3] 8 argile [1.8] |
Vocabulary | 9 Geology |
Synonyms | 10 taniditra |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Anagrams | 12 manangita, manangità, 13 tamingana, 14 tanimanga |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |