|
|
|
|

Teny iditra1  tanimboly
Singan-teny  2 tany, 3 voly
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 zarindaina [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 terre cultivée, plantations, jardins (autres que les rizières) [1.196]
Ohatra  7  tanimboly malalaka sy tanimbary midadasika no manodidina azy. [2.332#1]
8  Efa noroahin' ny tompon-tanimboly ety ivelan' ny taniny ireto omby valo lahy sisa. [2.472#25]
Lahatsoratra  9 Randzavola: tanimboly ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12