|
|
|
|

Teny iditra1  tanindrazana
Singan-teny  2 tany, 3 razana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the family's ancestral land; one's home country; the fatherland [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 La patrie, la terre des ancêtres [1.3]
8 le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [1.8]
Ohatra  9  Manina ny tanindrazana aho izany! [2.470]
10  Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [2.472]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17