|
|
|
|

Teny iditra1  taninketsa
Singan-teny  2 tany, 3 ketsa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the seedbed where young rice plants are grown [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [tanin-ketsa] 7 terrain où l'on sème le riz [1.3]
8 petite rizière où l'on cultive les plants de riz [1.8]
9 pépinière [1.13]
[tanin-ketsa] 10 La pépinière [1.196]
Ohatra  11  Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. [2.445#]
12  dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48]
13  Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356#]
Voambolana  14  Toe-karena: fambolena
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02