|
|
|
|

Teny iditra1  tanjahina
Fototeny  2 tanjaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga mafy, manan-kery: Tanjaho ity tady ity fa mila ho tapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on rend fort, solide, courageux [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19