| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 Tankay | 
| Singan-teny | 2t~, 3ana, 4hay | 
| Sokajin-teny | 5 anaram-poko | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 Bezanozano [Bezanozano]
 [1.78] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
7 a tribe inhabiting the land bordering the forests. [1.2] | 
| Ohatra | 
8 Omeko ho fehezinareo ny tankay.
[2.508] 
 9 ary ny niantsinanana dia tonga tankay ankoatry ny ala [2.48]  | 
| Voambolana | 10 Tantara: firenena | 
| Tsipelina hafa | 11antankay, antankay | 
| Tsanganana sy sary iray takila | 
12 Tenim-pirenenana | 
| Fivaditsoratra | 13 antaky, 14 antika, 15 takina, 16 tanika, 17 Tankay | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |