|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tankina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna
4 Lany: Tankina ny volantsika 5 Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko [1.1] |
| Ohatra |
6 ny oran-ko ritra ny oran-ko tankina tsy mba anjairan-tsarotro hialofana [2.131] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 kintana, tankina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|