Entry | 1 tanondrehina |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 tanondrika" |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny olona izay miondri-doha noho ny alahelo, izay tsy avelan' ny alahelo tsy hitanondrika |
Anagrams | 5 itanondrehan, nandrotehany, nitanondreha, nohendratina, tanondrehina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |