|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tantanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a hammer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 marteau [1.3#676, 1.8]
Voambolana  6  Fitaovam-piasana
Mpanahaka  7  famofoka, 8  fively, 9  tantanankazo
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  tantanana
Fototeny  12 tanna
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  14 Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement [1.3#664]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17