|
|
|
|

Teny iditra1  tantangindrano
Singan-teny  2 tantangina, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavamaniry any anaty rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 plante aquatique [1.3#677]
7 (de tantangina et rano : eau). Nom d'une plante aquatique : Helia ulvaefolia Buchenau Ined. (Gentianaceae). Appelée Ottelia ulvifolia (Planch.) Walp. (Hydrocharitaceae) à l'époque de Grandidier. On l'employait souvent pour des maléfices. [Merina] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09