Entry | 1 tantavana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana 9 [1.13] fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany |
Explanations in French |
10 [1.13] filtre, filtrant |
Analogs | 11 sivana |
Anagrams | 12 atantavan, natantava, tantavana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |