Entry | 1 tantely afa-drakotra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tantely, afaka, rakotra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny zava-tsoa izay tsy tsara tandrina, ka itsabahan' ny olona rehetra, na adala na hendry |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |