|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tany mondra |
| Singan-teny | 2 tany, 3 mondra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tany mora potsipotsehina ary lonaka tsara saingy mora lany tsiro koa rehefa volena tsy ela akory
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 6 tanimondra |
| Fivaditsoratra | 7 manondrita, 8 tanimondra, tany mondra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|