|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taom-bokatra |
| Singan-teny | 2 taona, 3 vokatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 taona nahazoana vokatra betsaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 année où les récoltes sont abondantes
[1.3#681] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: fambolena 8 Fotoana |
| Tovy hevitra | 9 tao-mora, taon-jina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|