|
|
|
|

Teny iditra1  taonjato
Singan-teny  2 taona, 3 zato
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 siècle [1.66.fr#865, 1.5#285]
Ohatra  6  Naharitra taonjato vitsivitsy tao Ankarana izy. [2.508#]
7  Taonjato fahavalo teo ho eo no niantombohan' izany fifandraisana izany. [2.366#]
Voambolana  8  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11