Entry | 1 taova |
Part of speech | 2 noun |
All compound words | 3 23 words containing taova |
Explanations in English |
4 [1.2#626] The inside of an animal. |
Examples |
5 [2.445#] Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany. 6 [2.895#] Lasa lalina ihany ilay tsato-defona nefa tsy nahavoa ny taova tany anatin'i Tsolo ka dia tsy nampaninona loatra akory. |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word taova |
Anagrams | 8 atavo, atova, avota, taova, tavoa, vatoa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |