|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tapahina |
| Fototeny | 2 tapaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
5 ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko 6 Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao 7 Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano 8 Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be broken off, to be cut; to be decided to be settled
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide
[1.8] |
| Ohatra |
11 Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|