|
|
|
|

Teny iditra 1  tapatapaka
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 tsy mitohy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 duplicatif fréquentatif [1.3]
6 discontinu [1.13]
Ohatra  7  fa na ho folo tapatapaka aza raha tsy ialahy no hanjaka? [2.48#437]
8  ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26