|
|
|
|

Teny iditra1  tapenaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the gable of a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 pignon d'une maison [1.8]
Voambolana  6  Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 napetaka, 10 panatake, tapenaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09