|
|
|
|

Teny iditra1  taperina
Fototeny  2 tapitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro
5 Lanina: Notaperin' ny saka lahy ny ronono
6 (Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin' ny herinandro ambony ny volanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be ended, to be finished, to be used up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Qu'on termine [1.3, 1.8]
9 Qu’on complète, qu' on accomplit [1.3]
10 qu'on épuise [1.8]
Ohatra  11  ka tsy azo taperina amy ny soratra avokoa ny loza nanjo [2.59]
12  taperina tetezina atao eo daholo rehefa dihy fanao taloha. [2.245]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12